• Talata 17 Desambra 2013
Rahantasoa Lydia
Malahelo ny zanany i Manjakandriana koa aleo hody i Dada

Tsy afa-misaraka i Dada, Neny, Dr Robinson ary Rahantasoa Lydia izay kandidà depiiote ofisialy natolotry ny movansy Ravalomanana sy Ny Avana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Desambra 2013
Ratsimandresy Joseph Andriatiana
Nahatety ireo Fokontany rehetra ao amin’ny Boriborintany faha-4

Voatetin’ny kandidà laharana faha-12 avy amin’ny FFF ao Antananarivo faha-4 avokoa ireo fokontany miisa 32 ao amin’ity Boriborintany ity nandritra ny fampielezan-kevitra efa vita izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Desambra 2013
Kandida Michel Ambalavato
Midina hatreny an-tsaha mihitsy

Totoafo ny fidinana ifotony ataon’ny kandidà depiote laharana faha 25 ao Antsirabe I dia Atoa Michel Ambalavato izany amin’izao ankatoky ny famaranana ny fampielezan-kevitra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT