• Alakamisy 26 Desambra 2013
Fifidianana tao Tolagnaro
Kandidà depiote 22 amin’ny 24 mangataka ny fanafoanana valim-pifidianana

Araka ny loharanom-baovao nampitain’ny kandidà iray avy any Tolagnaro dia mangataka ny fanafoanana ny valim-pifidianana solombavam-bahoaka any amin’ity Distrika ity ny kandidà 22 amin’ny 24, noho ny fisian’ny halatra mibaribary sy tsy fanarahan-dalàna maro niseho tany an-toerana nandritra ny fifidianana ny 20 desambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2013
Fifidianana solombavambahoaka teny Avaradrano
Mitarika lavitra ny kandidan’ny Ankolafy Ravalomanana

Mitarika amin’ny elanelan’isa lavitra be raha mihoatra amin’ireo mpifaninana taminy teny Avaradrano ny kandidàn’ny Ankolafy Ravalomananan, Andriamitantsoa Bejamin.

Hamaky ny tohiny
FTT