• Zoma 27 Desambra 2013
Hary Andrianarivo
Kandida depiote nahazo isam-bato be tany Ambositra

Feno tanteraka ny voka-pifidianana solombavam-bahoaka natao ny zoma 20 desambra lasa teo tao amin’ny Distrikan’Ambositra, Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2013
Pr Limby sy ireo kandidà naodina ny vatony
Tsy manaiky hala-bato nampandaniana kandidàm-panjakana

Hangotraka ny tolom-pitakiana amin’ity herinandro ity ary ahiana ny hivadihan’izany ho zavatra hafa tanteraka, raha ny zava-misy amin’izao no zohina, raha tsy misy ny fandraisan’andraikitry ny CENI-T sy ny CES.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2013
Tolagnaro
Manohitra marindrano ny vokam-pifidianana depiote ireo kandida 22 amin’ny 24

Manohitra marin-drano ny voakam-pifidianana ho solombavahoaka natao ny 20desambra teo ireo kandida 22 mianadahy amin’ireo 24 nirotsaka hofidina tao amin’n Distrikan’i Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2013
Dr Robinson Jean Louis
«Veloma fa mandresy izahay»

Nidina an-kianja teny amin’ny Magro Behoririka ny talata 24 desam bra teo ny kandidà Robinson Jean Louis notronin’ireo kandidà solombavambahoaka avy amin’ny ankolafy Ravalomanana niara-nankalaza ny “Krismasy Fandresena” niaraka tamin’ny mpitolona tsy mety sasatr’ity toerana ity.

Hamaky ny tohiny
FTT