• Talata 24 Desambra 2013
Dr Robinson Jean Louis
Hanao fanadihadiana mialoha ny handraisany ny fahefana

Eo am-piandrasana ny voka-pifidianana ofisialin’ny filohan’ny Repoblika vaovao hitantana ny firenena Malagasy mandritra ny 5 taona, dia nanambara ny kandida Robinson Jean Louis fa tsy maintsy hiroso amin’ny fanadihadiana ireo andrim-panjakana rehetra nandritra ny tetezamita ny tenany mialoha ny hiakarany eo amin’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Desambra 2013
Camille Vital
Hosamborina fa namadika ?

Fa misy inona ? Izay no fanontaniana tonga ao an-tsaina avy hatrany noho ny fepetra noraisin’ny fiadidian’ny tetezamita amin’ny Jeneraly Camille Vital sy Mamy Ratovomalala, talen’ny fampielezan-keviny.

Hamaky ny tohiny
FTT