• Alatsinainy 23 Desambra 2013
Solombavam-bahoaka Antsirabe I
Mitarika mazava ny kandida Michel Ambalavato

Mitarika mazava hatreto i Michel Ambalavato (27,36%) kandidàn’ny Ankolafy Ravalomanana amin’ny fifidianana solombavam-bahoaka ao Antsirabe voalohany raha ny vokatra tsy mbola ofisialy no jerena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Desambra 2013
Fifidianana fivoahana amin’ny krizy
Sahy nandray ny andraikiny ny olom-pirenena

Hita ho tena dodona sy maika ny hiala amin’ny krizy lalina iainany ny vahoaka malagasy raha ny zava-nisy omaly zoma 20 desambra 2013 teny amin’ireo birao fandatsaham-bato maro manerana ny renivohitra no resahana.

Hamaky ny tohiny
FTT