• Sabotsy 28 Desambra 2013
Movansy Ravalomanana-Avana
Miantso ireo manana porofo hala-bato hijoro

Nihaona tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny foiben-toeran’ny antoko AVANA eny Ambohimiandra ireo mpahay lalàna avy amin’ny movansy Ravalomanana nahitana an’i Me Hanitra Razafimanantsoa sy Me Andriamadison Hasina androany zoma 27 desambra, nitondran’izy ireo fanazavana momba ny filazan’ny filohan’ny CES fa izay voka-pifidianana avy amin’ny CENI-T no hamafisiny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Desambra 2013
Kandida Michel Ambalavato
Hosamborina fa manakorontana saim-bahoaka ?

Miely ary mahoraka ao an-drenivohitr’i Vakinankaratra amin'izao fotoana fa hosamborina ny kandidà depioten’ny ankolafy Ravalomanana tao Antsirabe I, Atoa Michel Ambalavato raha nijoro ho vavolombelona nohon'ny fisian'ny hala-bato goavana tao amin'ny SRMV ny tenany, ary nampahafantatra izany tamin'ny mpanao gazety tao Antsirabe sy teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Desambra 2013
Magro Behoririka
Mafanafana rà ireo mpitolona

Mpitolona tsotra avokoa omaly zoma 27 desambra no nandray fitenenana tetsy amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Desambra 2013
Fifidianana depiote tao Atsimondrano
Mazava ny fandresen-dRtoa Raharimanarivo Voahangy

Taorian’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa sy ny fifidianana solombavam-bahoaka natao tamin’ny 20 desambra lasa teo, dia naneho fisaorana sy fankasitrahana ny vahoaka Malagasy rehetra indrindra ny vahoakan’Atsimondrano omaly Rtoa Raharimanarivo Voahangy izay kandida natolotry ny ankolafy Ravalomanana sy ny Antoko zanak’i Dada tao amin’ny Distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2013
Brian Currin
Hanao angaredona hiady amin’ny hala-bato

Tapa-kevitra tanteraka. Tsy misy ny andraso andraso ho an’ny ankolafy Ravalomanana fa taorian’ny kabary tamin’ny talata lasa teo teny amin’ny Magro dia miroso amin’ny asa avy hatrany.

Hamaky ny tohiny
FTT