• Alarobia 08 Janoary 2014
Fanoherana voka-pifidianana
Nosakanana ny hetsiky ny vondron’ireo kandida depiote tao Tolagnaro

Nolavin’ny lehiben’ny Distrikan’i Tolagnaro tamin’ny fotoana farany ny fangatahana hanao fanehoan-kevitra sy ny famelabelaran-kevitra saika hataon’ireo kandida depiote miisa19 amin’ireo 24, teo amin’ny tokotaniben’ny Lapan’ny tanànan’i Tolagnaro omaly talata 7 janoary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2014
Roland Ratsiraka
Tsy nandà ny mety hanendrena azy ho praiminisitra

Naneho hevitra mikasika ny fifidianana ny filohan’ny MTS sady kandida filoham-pirenena tamin’ny fihodinana voalohany, Roland Ratsiraka omaly tetsy Antsakaviro nisy ny “QG”-ny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2014
Zanak’i Dada Tolagnaro
Ny famerenana ny fanisam-bato no antoky ny fitoniana eto

Mitohy hatrany ny fivoriana fanaon’ny Zanak’i Dada ao Tolagnaro isaky ny sabotsy tolakandro ao amin’ny foibe toerany ao Bazaribe.

Hamaky ny tohiny
FTT