• Alakamisy 09 Janoary 2014
MCT Eric Antsohihy
Nahavita be Rtoa Atallah Béatrice

Mbola nohamafisin’ny MCT Hilarion Rarison tetsy amin’ny Magro Behoririka fa tsy mihemotra amin’ny fiarovana ny safidiny ny mpomba ny kandidà Robinson Jean Louis n’inon-kidona, n’inon-kitranga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2014
Dr Robinson Jean Louis
Potehana amin’ny fanelezana tsaho ?

Tena misy mihitsy ny vondron’olona minia manaparitaka vaovao tsy marina sy tsy mitombina tato ho ato izay. Efa fomba fiady ihany moa izy io mba hanakiviana ny olona izay mety miara-dia na miandany amina kandida iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2014
«Grand corps de l’Etat» Faritany Toamasina
Mitaky ny hanaovana «confrontation des voix»

Mihazakazaka ny fandehan-draharaha eto Madagasikara, indrindra fa ny famoahana ny vokatry ny fifidianana roa sosona natao farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT