CT Didier Radert

> Vonona hiaro ny safidin’ny maro an’isa


  • Talata 07 Janoary 2014


Efa nampoizina ny voka-pifidianana navoakan’ny CENI-T, hoy ny CT Didier Radert, satria tsy nivaona tamin’ny nambaran’i Andry Rajoelina nialoha fa ho azon’ny kandidà Hery Rajaonarimampianina ilay izy. Nambarany fa efa nomanina taorian’ny fihodinana voalohany io vokatra io matoa tsy nanomboka akory ny fanisam-bato amin’ny fito ora hariva dia efa nifety ny mpomba an-dRajaonarimampianina fa nahazo fandresena, hono, izy ireo. Nambaran’ny CT Didier Radert anefa fa vokatra tsy mbola ofisialy no navoakan’ny CENI-T ka matoky izy ireo fa aorian’ny fahitan’ny CES ireo porofo isan-karazany amin’ny fisian’ny hosoka sy hala-bato dia ho hita eo ny marina. Na izany aza dia efa vonona amin’ny fiarovana ny safidin’ny maro an’isa izy ireo ary efa betsaka ihany koa ny sahy hijoro vavolombelona amin’izany.

 

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT