- Zoma 10 Janoary 2014
Randrianasolo Nicolas
Enin-taona no nanomanany ny fifidianana depiote
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Manamafy ny tenin’ny MCT Randrianasolondrabe Eric teto amin’ny Tia tanindrazana omaly ny tenako, hoy ny MCT Ranaivorazo Raobelina Fenomanjato avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, amin’ny tokony ho namoahan’ny CENI-T ampaham-bokatra voalohany teto Antananarivo Renivohitra izay tonga aloha hatrany eny amin’ny SRMV sy teny amin’ny foibe toeran-dry zareo eny Alarobia noho ny toerana akaiky sy azo andehanan-tongotra aza ny sasany.
Hamaky ny tohinyDiso ny fomba fijery mampisongadina ny fitoniana sy ny filaminana manoloana ny rariny amin’ny toe-draharaham-pirenena lalovan’i Madagasikara ankehitriny, hoy ny profesora Ranjeva Raymond.
Hamaky ny tohinyNialoha iny fifidianana natao iny dia efa nanambara izahay APRN (Association pour la Paix et la Réfondation de la Nation), hoy Rakotomalala Henri na Riribe fa tsy mendrika ny Malagasy izao fifidianana tandrametaka sy petatoko ary natao amboletra izao fa hiteraka krizy vaovao indray.
Hamaky ny tohinyMandinika fotsiny aloha !
Hamaky ny tohinyNivory tao Windhoek, renivohitr’i Namibia ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Troïka-SADC ny 29 desambra 2013 teo.
Hamaky ny tohiny