• Talata 07 Janoary 2014
Kandida Michel Ambalavato
Hiaro hatramin'ny farany ny voka-pifidianana azony

Haingana dia haingana ny fielezan’ny vaovao momba ny voka-pifidianana tao Antsirabe I, indrindra fa ny mikasika ny fifidianana ho solobavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2014
Randriamamizafy Ignace
Hajao ny lôjikan’ny tany tan-dalàna

Niverina an-kianja tetsy amin’ny Magro Behoririka indray omaly ny MCT Randriamamizafy Ignace, kandida depiote tany Moramanga tamin’ny fifidianana farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Janoary 2014
Fanoloana ny mpitarika
Nitondra fanazavana ny filoha Ravalomanana

Nitondra fanazavana momba ny nanoloana an’ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita Atoa Mamy Rakotoarivelo tsy ho mpitarika ny ankolafy Ravalomanana intsony ka nanendrena indray ny Minisitry ny fambolena Atoa Roland Ravatomanga hisahana izany andraikitra izany ny filoha Marc Ravalomanana nandritra ny hetsika tao amin’ny Magro Antsirabe ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Janoary 2014
Fifidianana depiote tao Tolagnaro
Kandida 22 nivondrona hanao hetsi-panoherana

Naneho ny heviny tao amin’ny trano fandraisam-bahiny “L’Etoile Esokaka” Tolagnaro, ny faran’ny herinandro teo ireo kandida depiote miisa 22 mianadahy lasibatry ny hala-bato tamin’ny fifidianana ny 20 desambra 2013.

Hamaky ny tohiny
FTT