- Alatsinainy 06 Janoary 2014
Kianjan’ny Magro Antsirabe
Niverina indray ny tolona
Mitohy ny tolona !
Hamaky ny tohinyMitohy ny tolona !
Hamaky ny tohinyMiakatra avo dia avo ny maripana ao amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka taorian’ny namoahan’ny CENI-t iny voka-pifidianana vonjimaika sadasada iny. Tamin’ny sabotsy 4 janoary dia feno hipoka ny kianjan’ny Magro Behoririka na teo aza ny firotsahan’ny orana teto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyTsy mila ady isika ! Izay no nambaran’Atoa Roland Ravatomanga tetsy amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo raha niteny voalohany amin’ny maha lehiben’ny ankolafy Ravalomanana azy izy.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny maro fa tsy tazana teny Alarobia avokoa ireo mpikambana ao amin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita na CENI-T nandritra ny famoahan’ity andrim-panjakana voatondron’ny lalàna hamoaka ny voka-pifidianana vonjimaika ity.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nifanindran-dalana tamin’ny famoahan’ny CENI-T ny voka-pifidianana vonjimaikan’ny fifidianana ho filoham-pirenena fihodinana faharoa omaly antoandro teny Alarobia no namoahan’ny CRN (Komity ho amin’ny Fampihavanam-pirenena) notarihan’Atoa Tabera Randriamanantsoa ihany koa, teny amin’ny QG an’ity kandidà filoham-pirenena ity eny Ambohimiandra-Mahazoarivo, fanambarana mikasika izay voka-pifidianana izay.
Hamaky ny tohiny