Fifidianana depiote

> Havoaka rahampitso ny vokatra vojimaika


  • Alakamisy 09 Janoary 2014


Hotanterahina rahampitso zoma 10 janoary 2014, manomboka amin’ny folo ora maraina, eny amin’ny foiben’ny CENI-T eny Alarobia ny famoahana ny vokatra vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka notanterahina tamin’ny 20 desambra 2013. Efa vita fampitahana avokoa  ireo taratasim-pifidianana voaray avy amin’ireo Distrika niisa 119 manerana ny Nosy. Marihina fa miisa 151 ny toerana ao amin’ny Antenimieram-pirenena nifaninanan’ireo kandida 2.000 mahery nanerana an’i Madagasikara.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT