- Alarobia 22 Janoary 2014
Fifidianana solombavambahoaka
Mandeha ny kajikajy, be no sahiran-tsaina
Mandeha sahady ny resabe mikasika ny fizaran-toerana amin’ireo fari-pifidianana ao anatin’ny Distrika nilatsahan’ny kandida sasany ho solombavambahoaka.
Hamaky ny tohiny