• Sabotsy 25 Janoary 2014
Politika avo lenta
Fomba mahazatra, tsy azo ialana

Raha tsy fanonganam-panjakana mampiasa basy aman-tafondro indray angamba, dia tsy azo eritreretina intsony ny hanovana ny voka-pifidianana, ary efa mazava ny resaka izao fa i Hery Rajaonarimampianina no filoha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Janoary 2014
Robinson Jean Louis
Hitarika ny Komity nasionalin’ny mpanohitra

Anisan’ny fivoriana ara-politika niseho tetsy sy teroa tao anatin’ny 24 ora, ny natrehan’ireo fikambanana sy antoko politika niisa 16 teny amin’ny foibe toeran’ny antoko Avana eny Ambohimiandra, ka nananganana ny Komity nasionalin’ny mpanohitra izay nifanarahan’ny rehetra fa Atoa Robinson Jean Louis no hitarika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Janoary 2014
CENI-T
Miezaka misokatra amin’ny any ivelany

Any ivelany amin’izao fotoana izao ny filohan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita, Atallah Béatrice.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Janoary 2014
Fifidianana depiote tao Marovoay
Manamafy i Sahoby Narivony fa nisy ny hala-bato

Miverina an-databatra indray ny hala-bato sy hosoka nitranga nandritra ny fifidianana solombavambahoaka tany amin’ny Distrikan’i Marovoay ny 20 desambra 2013. Nijoro vavolombelona niaraka tamin’ny porofo maro ny Ben’ny tanànan’Ambolomoty sady kandida tsy miankina tamin’io fifidianana io, Atoa Sahoby Narivony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Janoary 2014
Lalatiana Ravololomanana
“Tsy ny Malagasy rehetra no nandany an’i Hery Rajaonarimampianina”

Nivoaka tamin’ny fahanginany indray Rtoa Lalatiana Ravololomanana taorian’ny namoahan’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana ny voka-pifidianana ho filoham-pirenena ofisialy iny.

Hamaky ny tohiny
FTT