• Zoma 24 Janoary 2014
Rtoa Randrianarisoa Vaonalarohy
«Mamadika ny vahoaka izany depiote te ho minisitra izany»

Nitafa tamin’ny mpanao gazety Toamasina, omaly, Rtoa Randrianarisoa Vaonalarohy (Mme Lala), izay lany ho depiote raha ny tarehimarika navoakan’ny CENI-T farany teo, nilazany ny fahitany ny toe-draharaha politika sy ny antom-pirotsahany ho solombavambahoaka ary ny fampandrosoana entiny ho an’i Brickaville nahalany azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Janoary 2014
Fifamindram-pahefana Hatrehan’ireo filoham-panjakana vahiny

Azo isaina amin’ny rantsan-tanana ny fifamindram-pahefana teo amin’ireo mpitondra fanjakana nifandimby teto Madagasikara hatramin’ny fiverenan’ny fahaleovantenantsika tamin’ny taona 1960. Raha ny zava-nisy niainana aza dia tena zara raha nanatanteraka fifanolorana fahefana ireo filoham-pirenena Malagasy voafidim-bahoaka ara-dalàna taorian’ireo fifidianana notanterahana teto nanomboka tamin’ny taona 1993.

Hamaky ny tohiny
FTT