- Alakamisy 06 Febroary 2014
Kongresy Tsimbazaza
Misy olon-tsotra mibodo trano ?
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Manomboka resahina indray tato ho ato ny solika, indrindra taorian’ny niakaran’ny vidin-tsolika farany teo. Naka ny hevitr’Atoa Razaka Elisé, izahay. Izy rahateo moa dia efa Tale jeneralin’ny OMNIS no minisitry ny angovo sy ny harena ankibon’ny tany teo aloha.
Hamaky ny tohinyNy zoma 24 janoary no vita ny famindrana ny lakile lehibe teo amin’ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina sy ny filoham-pirenena vaovao Rajaonarimampianina Hery.
Hamaky ny tohinyFifanomezan-tanana ho amin’ny fampandrosoana ny faritra sy ny firenena no tokony ho vaindohan-draharahan’ny mpanao politika, hoy ny mpandrindra ny fikambanana HVM Ambatondrazaka, Rabeony Day.
Hamaky ny tohiny