• Zoma 07 Febroary 2014
Groupement Parlementaire Spécial
Najoro hampandroso an’i Madagasikara

Nanangana vondrona parlemantera antsoina hoe GPS na Groupement Parlementaire Spécial ireo solombavambahoaka sasany vao nambaran’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana fa voafidy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2014
Papa Soulé
Hay tsy kandida

Tsy lany ho solombavambahoakan’i Madagasikara hitondra ny tenin’Antsiranana voalohany i Papa Soulé, kandida natolotry ny Zanak’Avaratra. Efa lany tamin’ny voka-pifidianana vonjimaika navoakan’ny CENI-T anefa ity kandidan’ny Les AS ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2014
Ramisiarivo Casimir
“Ampy izay ny fifanenjehana !”

Vahinin’ny Tia Tanindrazana Atoa Ramisiarivo Casmir, mpampianatra amin’ny sekoly teknika, efa prôvizeran’ny lisea teknika tao Fandriana, Talen’ny CRNFP tao Ambositra teo aloha, efa filohan’ny filankevi-pitantanan’ny vondron’ny fampianarana ara-teknika tao amin’ny Faritra Amoron’i Mania. Ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena sy ny tontolon’ny fampianarana teknika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2014
Rév. Satrobory
“Ampy traikefa hanarina an’ity tanàna ity ny tenako”

Niaro tena ny Rév. Satrobory manoloana ny fanakianana azy hoe tokony ho any Ambositra izy no hirotsaka ho kandidà Ben’ny tanàna fa tsy eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT