• Sabotsy 08 Febroary 2014
Depioten’i Antsirabe I
Lasan’i Michel ihany ny toerana

Nisento tokana ireo mpomba ny kandidà Michel Ambalavato niandry ny vokatra navoakan’ny CES ny alakamisy 06 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Febroary 2014
Lapan’i Tsimbazaza
Efa somary mangingina

Efa somary mangingina ny eny amin’ny Kongresin’ny tetezamita Tsimbazaza eny izay hiverina ho Lapan’ny Antenimieram-pirenena indray.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2014
Ramananirina Wilfried Ian
Notsipahan’ny CES ambavafo

Voatsipaka ambavafo no azo hilazana ny kandidà Ramananirina Ian Wilfried avy any Fenoarivo Atsinanana sady mpikambana teo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita teo aloha voatendry tamin’ny alalan’ny antoko TGV.

Hamaky ny tohiny
FTT