Mananjary

> Miandrandra ny fanafoanana ny latsabato tany ny «Collectif des candidats»


  • Alakamisy 06 Febroary 2014


Mbola miandrandra ary mangataka hatrany ny fanafoanana manontolo ny fifidianana solombavambahoaka natao tany amin’ny Distrikan’i Mananjary ireo kandidà depiote mivondrona ao anatin’ny “Collectif des candidats” Mananjary, izay tonga teto Antananarivo avokoa nanatitra ny porofo ananany teny amin’ny CES sady naneho firaisankina amin’ny fanoherana ny hosoka sy hala-bato maro niseho lany tany an-toerana. Miandry fatratra izay havoakan’ny CES anio alakamisy 6 febroary eny Ambohidahy izahay kandidà nitory ireo, hoy i Andriamanampisoa Gégé Bernard, tahaka ireo vahoaka sy Tangalamena ary mpitantana ara-drazana hafa izay efa naneho ny fahasosorany taorian’ny namoahan’ny CENI-T ny vokatra vonjimaika ireny.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT