• Alatsinainy 10 Febroary 2014
Andrim-panjakana
Hanidy trano ny MAPAR

Totoafo ny fivorian’ny MAPAR (Miaraka amin’ny prezida Andry Rajoelina) tato ho ato. Re tsiliantsofina tao anatin’izany fa dia hanao izay hibodoana ny toerena eny Mahazoarivo ka hatreny Tsimbazaza ity vovonana politika ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Febroary 2014
Fanendrena praiminisitra
“Diso hevitra ny MAPAR”, hoy Randriamamizafy Ignace

Diso hevitra ny MAPAR raha miteny fa hoe izy ireo no maro an’isa eny amin’ny Antenimieram-pirenena ka hanolotra praiminisitra, hoy Randrimamizafy Ignace teny amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Febroary 2014
Antoko TGV
Vao niatrika fifidianana dia tsy hita tabilao

Nanana ny naha izy ary azo ambara fa tena nanjakazaka tokoa teo amin’ny fiainam-pirenena malagasy ny antokon’ny mpitondra fanjakana izay nifandimby nitantana an’i Madagasikara taorian’ny fiverenan’ny fahaleovantenantsika ny taona 1960.

Hamaky ny tohiny
FTT