- Talata 11 Febroary 2014
Depiote Zôry Kely
Vonona hanatanteraka ireo fanamby napetraka
Tsy niandry ela fa ny alahady 09 febroary 2014 tolakandro ihany dia nifamotoana tamin’ireo vahoaka tao amin’ny “Espace Zôry Kely” ny solombavambahoakan’i Madagasikara vaovao lany tao amin’ny Distrikan’i Maevatanàna, Rasoarimalala Georgette na i Zôry Kely araka ny ahafantaran’ny maro azy.
Hamaky ny tohiny