Rabekijana Solofo Hery

> Miantso fiaraha-miasa hampandrosoana an’Amparafaravola


  • Zoma 07 Febroary 2014


Iray amin’ireo solombavambahoaka miisa 147 andiany voalohany, nambaran’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana fa lany ara-dalàna ho ao amin’ny Antenimieram-pirenena Rabekijana Solofo Hery, kandidan’ny ankolafy Ravalomanana tao Amparafaravola. Miantso fiaraha-miasa amin’ny rehetra aho mba hampandrosoana ny Distrika mamintsika, hoy izy, fa ny herintsika rehetra mitambatra no hitondra fampandrosoana marina ho an’ity toerana misy antsika ity ary ho an’i Madagasikara iray manontolo koa. Hibanjina tanteraka an’i Madagasikara sy Amparafaravola isika, hoy ny depiote Rabekijana, ka handany ny lalàna ho fampandrosoana an’ity firenena ity nefa ao anatin’izany dia tsy hanary velively ny baiko avy amin’ny ankolafy Ravalomanana nahalany ny tena ihany koa.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT