• Alarobia 12 Febroary 2014
Antenimieram-pirenena vaovao
20% ireo solombavambahoaka vehivavy

Araka ny voka-pifidianana ofisialy navoakan’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana ny alakamisy 06 febroary 2014 farany teo dia miisa 147 amin’ireo 151 ireo solombavambahoaka afaka mandray ny toerany eny anivon’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2014
Depiote Michel Ambalavato
Niseho vahoaka voalohany tao Antsirabe

Asa avy hatrany ny an’ny depiote Jean François Michel na Michel Ambalavato no niatrehany ny fisehoana voalohany nataony taorian’ny nanambaran’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana ny voka-pifidinana Solombavambahoaka ny alakamisy 06 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2014
Hery Rajaonarimampianina
Voatery namafa ny laza ratsin'i Nosy Be

In-droa nitsidika ny Faritra DIANA sahady i Hery Rajaonarimampianina tao anatin’ny tapa-bolana nandraisany fahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2014
Botozaza Pierrot
Ho kandida Ben’ny tanàna ?

Tao Toamasina ny praminisitra lefitra Botozaza Pierrot ny faran’ny herinandro teo. Sady nijery akaiky ny fanatsarana sy fanitarana ny seranantsambo izy no nifanakalo hevitra tamin’ireo nasainy manokana tao anatin’ny fifampiarahabana noho ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2014
COMESA
Tonga soa indray i Madagasikara

Miverina tsikelikely eo anivon’ny fiarahamonina iraisam-pirenena i Madagasikara. Porofon’izany ny fahatongavan’ny Sekretera jeneralin’ny Comesa Sindiso Ngwenya teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT