Manoela Ralaimampisainarinony

> Mbola mitohy ny tolona


  • Alatsinainy 10 Febroary 2014


Variana loatra tamin’ny resaka politika nifamahofaho teto amin’ny firenena isika, hoy ny MCT teo aloha Ralaimampisainarinony Manoela izay anisan’ireo mpitari-tolona etsy amin’ny Magro Behoririka ka tsy nahavita ny fomba fanao fifampiarahabana nahatratra ny taona akory. Mbola fotoanany anefa izao raha ny hevitro, hoy izy, fa tsy mbola tara velively ary efa natsidika tamin’ny filohan’ny ankolafy Ravalomanana ankehitriny izany fa ireo nifandimby rehetra teo dia samy nanao izay ho afany avokoa tamin’ny fanomezam-boninahitra an’ity Kianjan’ny Finoana ity sy ny mpitolona ao aminy izay hitompoako teny fatratra fa tena fototr’izao zava-mitranga eto amin’ny firenena rehetra izao. Rariny ihany koa raha mba mifampiarahaba amin’ny ety an-kianja ireo kandidàn’ny ankolafy Ravalomanana vao lany ho solombavambahoakan’i Madagasikara fa tsy sanatria hitsipa-doha laka-nitana fa mbola mitohy ny tolona satria tsy mbola tafaverina an-tanindrazana ny filoha Marc Ravalomanana.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT