HVM Antsirabe

> Hikendry ny Ben'ny tanŕna ?


  • Talata 11 Febroary 2014


Mihetsiketsika ny HVM na ny Hery Vaovao ho an'i Madagasikara ao Antsirabe amin'izao. Manomboka ny fananganana azy isaky ny Fokontany ary voizina mafy amin'izany ny "Miaraka amin'ny filoham-pirenena". Raha ny tsiliantsofina re tamin'ireo mpikatroka moa dia hikendry ny toeran'ny Ben'ny tanànan’Antsirabe ny HVM ka miomana fatratra amin'izany izy ireo. Endrika tsy vaovao amin'ny sehatra politika avokoa anefa no mandrafitra indray ity fikambanana ity. Saika ireo efa tazana tamina antoko efa nijoro teo aloha ihany no manao sakaizan’ny mpandresy ka mivadika indray amin'izao fotoana. Ny anaran'ny fikambanana no miova fa ny olona tazana dia saika ireo olona efa mahazatra ny mason'ny maro ihany.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT