• Zoma 14 Febroary 2014
Zafinandro Perle
Ny MAPAR no hampiongana an’i Hery Rajaonarimampianina

Nanome ny heviny mahakasika ny raharaha politika ny mpitarika ny “Hetsika Fagnomba”, Zafinandro Perle. Tao amin’ny trano fonenany ao Ampasamasay Tolagnaro no nanatontosana ny valandresaka ny herinandro teo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2014
Depiote Randrianantenaina José
Vonona ny hifanome tanana ho an'ny fampandrosoana

Nisaotra ireo rehetra nanohana azy tamin'iny fifidianana iny, indrindra ireo vahoakan'Antsirabe faharoa, izay mbola nametraka fitokisana aminy indray ny Depiote Randrianantenaina José.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2014
VOT Ambatondrazaka
Nikaton-trano nandinika ny fiainam-pirenena

Toy ireo mpanao politika dia mba anisan’ireo mivory mandinika ny raharaham-pirenena ny Vondron’olon-tsotra Ambatondrazaka. Ankoatra ny fanaovana jeritodika tamin’ny taona lasa dia mba manana ny hetahetany sy ny faniriany tiana ho tanteraka amin’ity taona vaovao ity ny VOT Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2014
Andriantsizehena Benja Urbain
Elanelam-panahy eo anivon’ny Antenimieram-pirenena

Anisan’ireo mpikambana tao amin’ny Kongresin’ny tetezamita mbola hamerina kilasy eny Tsimbazaza fa hisalotra kosa ny anarana solombavambahoaka amin’izay Atoa Andriantsizehena Benja Urbain filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
FTT