• Alakamisy 06 Martsa 2014
Rakotondrahanta Hajarivola
Tonga ny fotoana hanendrena Praiminisitra

Mitarazoka ny fanendrena praiminisitra. Miteraka sarovorovo eo anivon’ny tontolo politika sy ny fiarahamonina anefa izany satria samy mitaintaina daholo ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Martsa 2014
Ny Hasina Andriamanjato
Notendrena ho PDS rehefa tsy nety voafidim-bahoaka

Notendrena ho Filohan’ny delegasiona manokan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra i Ny Hasina Andriamanjato. Omaly alarobia 05 martsa 2014 ny minisiteran’ny Atitany no namoaka ny didim-pitondrana manendry azy ho amin’izany toerana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Martsa 2014
Patrice Ratsimbason
«Miandrandra fivoarana ny vahoaka fa lanaky ny krizy»

«Mikatso ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana noho ny tsy fisian’ny fampihavanana tena izy», hoy ny mpikambana teo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny Tetezamita teo aloha, Atoa Ratsimbason Patrice manoloana ny fiandrasana ny fanendrena ny Praiminisitra amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Martsa 2014
Rév. Satrobory
“Tontosa ny fampitoniana teto amin’ny firenena”

Nomena andraikitra goavana manokana amin’ny fametrahana ny fitoniana eto amin’ny firenena malagasy ny mpikambana tao amin’ny kongresin’ny tetezamita, hoy ny Rév.

Hamaky ny tohiny
FTT