- Sabotsy 08 Martsa 2014
Minisitry ny fanabeazam-pirenena
“Mpampianatra no tokony hotendrena”, hoy ny SEMPAMA
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Efa hatrany amin’ny fampijoroana ny tetezamita no nisafotofoto ny raharaham-pirenena eto Madagasikara ary mbola mitohy ankehitriny izany eo amin’ny fanendren’ny filoham-pirenena vaovao izay ho praiminisitra hiaraka hiasa aminy, hoy Razafimbelo Norbert, filohan’ny fikambanana Avoria.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Iaraha-mahita fa miadana dia miadana ny fizotry ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny eto Madagasikara hatramin’ny nahavoafidy ny filohan’ny Repoblika.
Hamaky ny tohinyHaneho ny firaisankinany sy ny maha iray azy ny fikambanam-behivavy ao amin’ny movansy Ravalomanana sy ny Zanak’i Dada any Tôlagnaro.
Hamaky ny tohinyNesorin’ny fitondrana Rajaonarimampianina tsy ho mpitantan-draharaham-panjakana ambony intsony i Augustin Andriamananoro.
Hamaky ny tohiny