- Alarobia 05 Martsa 2014
Antenimieram-pirenena
Izay vao hisy Birao Maharitra vetivety
Nifarana ny fivoriana manokan’ny Antenimieram-pirenena izay nentina nananganana Birao Maharitra sy nifidianana filoham-baomiera. Nifarana tamin’ny savorovoro anefa izany vokatry ny tsy fitovian-kevitra teo amin’ny fomba nitondrana ny fivoriana.
Hamaky ny tohiny