• Alatsinainy 10 Martsa 2014
Fanendrena praiminisitra
Miandry ny SADC indray ?

Mikatso ny fanendrena ny praiminisitra, fanolorana anarana vaovao indray aza no atao. Andrasana ny fanapahan-kevitry ny filoham-pirenena. Betsaka ny resaka mandeha momba ity fanendrena praiminisitra ity. Faramparany teo izao dia mahoraka be fa mety ingahy Beriziky Jean Omer ihany no haverina amin’io toerana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Martsa 2014
Ankaramalaza
Nihaona i Hery Rajaonarimampianina sy i Jules Etienne

Nitsidika ny faritr’i Vatovavy Fitovinany ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny vady aman-janany ary ireo mpiara-miasa akaiky aminy ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Martsa 2014
Politique.Depiote MAPAR

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Martsa 2014
Voahangy Rajaonarimampianina
Nanentana ny rehetra tsy hifanilikilika

Tany Vangaindrano no nanamarihana tamin’ny fomba ofisialy ny 8 martsa, andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Martsa 2014
Vehivavy ankolafy Ravalomanana
Nanao rodobe nanome ra maimaimpoana

Tsy diso anjara tamin'ny fanamarihana ny 8 martsa andron'ny vehivavy eran-tany ny sabotsy teo ireo andriambavilanitry ny ankolafy Ravalomanana notronin'ireo lehilahy ihany koa amin'ny ady atao amin'ny miralenta an'ity vaninandro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT