Minisitry ny fanabeazam-pirenena

> “Mpampianatra no tokony hotendrena”, hoy ny SEMPAMA


  • Sabotsy 08 Martsa 2014


Mpampianatra mpanabe ihany no tokony hotendrena hatao minisitry ny fanabeazam-pirenena, raha araka ny fanehoan-kevitry ny SEMPAMA omaly tamin’ny mpanao gazety. Ny samy mpampianatra mantsy, hoy izy ireo, no mahalala ny olana sedrainy. Ao anatin’izay anefa dia efa tsapan’izy ireo ho be mpiketrika sahady ity minisitera ity tato ho ato satria be vola ka tsy eken’izy ireo ny hanaovana fitaovana fotsiny izany. Raha io fanambarana nataon’izy ireo omaly io no tanteraka araka ny fanazavan-dRaherinina Jaona Patience azy, mpandrindra ny faritanin’i Mahajanga ao anatin’ny SEMPAMA dia tsy hisy savorovoro momba ny fampianarana intsony eto amin’ny firenena no sady ho foana ny grevy. Taorian’ny filankevitra notanterahin’ny SEMPAMA manerana ireo Faritra 22 eto amin’ny Nosy moa no namoahan’izy ireo io fanambarana io omaly.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT