• Alakamisy 13 Martsa 2014
Praiminisitra
Voatonontona i Imbiky Anaclet

Anarana miverimberina eny anivon’ny sehatra samihafa eny tato anatin’ny andro vitsy izao fa isan’ireo olona mety hotendren’ny filoha ho praiminisitra i Imbiky Anaclet.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Martsa 2014
Rév. Satrobory
Vonona ho Ben’ny tanànan’Antananarivo

Na dia mbola ao anatin’ny resaky ny besinimaro eny rehetra eny aza ankehitriny ny mikasika ny fanendren’ny filoham-pirenena izay ho praiminisitra dia niteraka adihevitra vaovao eo anivon’ny fiaraha-monina ihany koa ny fanendren’ny teo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika ny filoha manokan’ny delegasiona eto an-drenivohitr’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Martsa 2014
Ny Hasina Andriamanjato
Hanao fahagagana eto Antananarivo ?

Ao anatin’ny fahapotehana, ny faharatsiana, ny tsy fandriampahalemana ary ny fahalovana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra amin’izao fotoana izao, hoy ny Filohan’ny Delegasiona Manokana Ny Hasina Andriamanjato nandritra ny fandraisam-pitenenana voalohany nataony tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely omaly alatsinainy 10 martsa 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Martsa 2014
Atallah Béatrice
«Tsy manana kandida ho praiminisitra aho»

Araka ny fanazavan’ny filohan’ny CENI-T, Rtoa Atallah Beatrice omaly dia tena lasa firenena modely manerantany amin’ny fanaovana fifidianana demokratika lavitry ny korontana mihitsy i Madagasikara taorian’ny nahavitantsika ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka miaraka ny faran’ny taona 2013 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Martsa 2014
08 martsa tao Toliara
Lasa fanehoan-kery politika sy fitakiana an-kolaka

Niavaka sy nanaitra ny mpanara-baovao ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy ny sabotsy 8 martsa teo, tany Toliara.

Hamaky ny tohiny
FTT