Dr Brigitte Rasamoelina

> «Avelao ny filoham-pirenena hisafidy milamina ny praiminisitra»


  • Alatsinainy 10 Martsa 2014


« Avelao hisafidy milamina izay olona afaka hanatanteraka ny vinavinan’asa nofaritany tamin’ny fampielezan-kevitra hoenti-mampandroso ity firenena ity eo amin’ny toeran’ny praiminisitra mpanatanteraka ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ». Anisan’ny nambaran-dRtoa Brigitte Rasamoelina filohan’ny antoko Ampela Manao Politika io tetsy amin’ny HJRA Ampefiloha toerana nankalazan-dry zareo toy ny fanaony isan-taona tao anatin’ny telo taona nijoroany ny andron’ny 8 martsa tamin’ny alalan’ny fanomezan-dra maimaimpoana ho tahirin’ity hopitaly ity. Tsy tokony ho maimaika sy hifampiandry kendritohina isika, hoy izy, satria tsy mora velively ny manarina ity firenena ity latsaka tao anaty krizy lalina. Aleo miadan-ko reniny toy izay mitsatsaingoka ho vantony ê !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT