• Sabotsy 15 Martsa 2014
Hanitra Rafolisisoa
“Tsy foana ny ady mangatsiaka”

Hafa mihitsy ny fomba fijerin’ny filohan’ny «Union Nationale Malagasy des Droits Humains» Rafolisisoa Hanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Martsa 2014
Randrianasolo Bruno
Nisy niova ny vontoatin’ny Lalàmpanorenana

Mitombina ny maha tsy nifanarahana an’io Lalàmpanorenan’ny Repoblika fahefatra io, hoy Randrianasolo Bruno, filoha mpiara-mitantana ny «Ligue Africaine des Droits de l’Homme et des Peuples» eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Martsa 2014
Fanendrena Praiminisitra
Miverina ny anaran’ny Jeneraly Vital Albert Camille

Eo am-piandrasana ny fanendrena izay ho praiminisitra dia miampy hatrany ankehitriny ireo anarana atolotra fikambanana ho amin’izany toerana izany, na mazava aza ny voalazan’ny andininy faha-54 ao amin’ny lalàmpanorenana fa antoko politika na vondrona antoko politika manana ny maro an’isa ao amin’ny Antenimieram-pirenena no manolotra anarana amin’ny filoham-pirenena hotendrena ho praiminisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Martsa 2014
Ravelohanitra Nirina
“Tena mahavita ny vehivavy rehefa mandray andraikitra”

Voalohany ny fitsidihina nataon-dRtoa Ravelohanitra Nirina, solombavambahoaka voafidy tao Antsirabe faharoa ny 08 marsa lasa teo ka nararaotina ny niresadresaka taminy momba ny raharaham-pirenena sy ny fahitany izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Martsa 2014
Ambohidahy
Nokitihina ny HCC, ary ny CES ?

Nanao ny fihanianany teo anatrehan’ny fitsarana omaly ireo mpikambana telo vaovao eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana, solontenan’ny filohan’ny Repoblika, dia Rakotoarisoa Jean-Eric, Raharison Yvonne ary Ravaoarisoa Fara Alice.

Hamaky ny tohiny
FTT