- Alarobia 30 Aprily 2014
Politique.Rakotoamboa Jean Louis Ny «Régime présidentiel fort» no mety amintsika
Anisan’ireo antoko tsy naharenesam-peo firy ny Teza taorian’ny fahavitan’ny fifidianana sy ny fijoroan’ireo rafitra ao anatin’ny Repoblika fahefatra. Nanatona ny filoha nasionaliny Rakotoamboa Jean Louis ny gazety Tia Tanindrazana. Nisy ny resadresaka nifanaovana taminy.
Hamaky ny tohiny
