Politique

Minisitra Roland Ratsiraka Nitondra Sinoa nijery ny boulevard Ratsimilaho


  • Talata 29 Aprily 2014


“Tsy maintsy ahitantsika famatsiam-bola ny fanamboarana ny Bd Ratsimilaho, mila fanarenana haingana io lalana io, fa raha izany dia ho rava avokoa ny sekoly sy ny trano manamorona azy raha sanatriavina ka hisy ny rivodoza”, hoy ny minisitry asa vaventy Roland Ratsiraka tonga tao Toamasina omaly tolakandro niaraka tamin’ireo mpandraharaha sinoa avy amin’ny AFEC. Vokatr’izao fitsidihana ifotony natao izao, dia ny herinandro mitsidika io ihany, dia efa handefa iraka hanao fanadihadiana ireto Sinoa ireto izay iarahany amin’ny minisitera sy ny talen’ny asa vaventy ao Toamasina ary ny Faritra Atsinanana sy ny Kaominina. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT