• Zoma 02 Mey 2014
Politique.Rakotoamboa Jean Louis Mila miainga avy amin’ny antoko ny mpitondra firenena

Kitoatoa ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny, hoy Rakotoamboa Jean Louis, filohan’ny antoko Teza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2014
Politique.Minisitra Raveloharison Herilanto Ilaina ny drafi-pampandrosoana nasionaly

Maika ny fananantsika drafi-pirenena momba ny fampandrosoana izay efa norafetin’ny teo anivon’ny primatiora ihany saingy mila hatsaraina sy havaozina, hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny Teti-pivoarana Raveloharison Herilanto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2014
Politique.Misy minisitera Izy depiote indray no manjakazaka

Hafa kely ! Minisitra no notendrena, depiote indray no manjakazaka. Ity depiote ity no manapaka izay olona handrafitra ny kabinetra sy ireo tompon’andraikitra rehetra ao anatin’ny minisitera izay sahanin’ilay Minisitra akaiky azy.

Hamaky ny tohiny
FTT