- Zoma 25 Aprily 2014
Politique.Minisitra vaovao Noferana tsy hanao «cravate» mena
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nilaza i Pasitera Mailhol, taona vitsivitsy lasa izay fa atolotra azy ny fitondrana aorian'ny firodanan'ny fitondran'ny filoha Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyHaneho ny maha maro an’isa azy ao amin’ny Antenimieram-pirenena ny vondrona PMP ao an-damosin’ny filoham-pirenena.
Hamaky ny tohinyIlaina ny famenoana ireo andrim-panjakana rehetra voafaritra ao anatin’ny Repoblika fahefatra, hoy ny mpahay lalàna Rabenarivo Sahondra.
Hamaky ny tohiny«Tsy zaza maditra izany izahay raha niditra ato anaty fitondrana fa manaja ny soatoavina repoblikanina. Tsy afaka ny hanohitra ny filoha Hery Rajaonarimampianina mihitsy izahay nanohana azy tamin’ny fifidianana. Efa nifampiera izahay mpikambana Mapar nanohana ahy ho minisitra ireo. Tsy namitaka ireo vahoaka nifidy ahy tany Toliara aho raha nanaiky ho minisitra satria efa nambarako tamin’ny propagandy mazava tsara izany”.
Hamaky ny tohinyHatreto aloha dia haingam-piasa, mavitrika fihetsika ny governemanta Kolo Roger ary manao tohivakana ny fiarahabana sy fankaherezana azy amin'ny asa makadiry miandry azy.
Hamaky ny tohiny