• Alatsinainy 05 Mey 2014
Politique.Razanamahasoa Christine Mpanongana voaongana

Fanonganam-panjakana no niakaran’ny mpitsara Razanamahasoa Christine tamin’ny fitondrana tamin’ny martsa 2009 ka nahalasa azy minisitry ny fitsarana nandritra ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Mey 2014
Politique.Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena Nahazo toerana roa ny Ankolafy Ravalomanana

Nahazo toerana roa eo anivon’ny Birao Maharitry ny Antenimieram-pirenena ny Ankolafy Ravalomanana, dia ny filoha lefitra ho an’ny Faritanin’Antananarivo, amin’ny alalan’ny solombavambahoaka Razafimanantsoa Lobo Hanitriniaina, voafidy tao Antananarivo I sady vavy tokana amin’ireo filoha lefitra enina voafidy omaly alahady 04 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Mey 2014
Politique.Antenimieram-pirenena Nantsoina hifidy Birao maharitra

Nantsoina hivory tsy ara-potoana ny Antenimieram-pirenena. Hanomboka anio sabotsy 03 mey ny fivoriana ary tsy hihoatra ny 12 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Mey 2014
Politique.Andriantsizehena Benja Urbain Rava ho azy ny rafitra tsy nanara-dalàna

Tsy mila fanonganana izany ny fanoloana ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena, hoy ny depiote Andriantsizehena Benja Urbain avy ao amin’ny PMP, fa miverina ho azy ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT