Politique

Depiote Auréline Hiantoka ankizy 400 amin’ny fianarana


  • Alarobia 30 Aprily 2014


 Ho fanatanterahana ny fanamby izay napetrany dia nanambara ny solombavambahoaka Andriamasimanana Auréline voafidy tao Ambatondrazaka tamin’ny lisitra “Alaotra Miray Hina” nandritra ny fandalovany tany Ambatondrazaka omaly fa hiantoka ny fianaran’ny ankizy miisa 400 ao anatin’ny Distrika hiadidiany izy ary hanangana “cantine scolaire” iray isaky ny Kaominina. “Ireo ankizy ankehitriny no hoavin’ny tanàna Ambatondrazaka rahatrizay ka rariny loatra raha beazina ho tonga manam-pahalalana”, hoy ny tenany. Nampirisika ny Ray aman-dreny ny tenany hampiditra ny zaza an-tsekoly ary tsy hanao ankilabao ny fanabeazana ny kilonga. “Vonona ny tenako hanao tolotanana”, hoy izy saingy mila miara-miasa ny rehetra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT