Politique

Raharaha FIGN Afaka madiodio ireo gadra politika efatra


  • Alarobia 30 Aprily 2014


 Raha niakatra fitsarana tetsy Anosy omaly talata 29 aprily indray ny “Raharaha FIGN” tamin’ny 20 mey 2010 dia navoakan’ny mpitsara mpamoaka didy ny vokatra nilaza fa nafahana madiodio noho ny fisalasalana sy tsy fisian’ny porofo ny gadra 4 nisy an-dry Tombo Jean Claude sy Ramahandry Judicael ary Rabetafika Jean Claude. Nolazaina fa mpanongam-panjakana izy ireo noho io raharaha FIGN io sy ny raharaha Ambohijanaka. Mbola misy gadra politika tavela any Tsiafahy sy Antanimora, izay voalaza fa voatana noho ny raharaha hafa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT