• Alarobia 07 Mey 2014
Politique.MAPAR Naloan’ny Vahoaka

Nanandrana nitarika olona hidina an-dalambe ny MAPAR fa tsy tafavoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Mey 2014
Politique.Marc Ravalomanana Hanao 26 jona eto

“Raha ny fizotry ny fandaminana dia mialoha ny 26 jona 2014 no tonga an-tanindrazana i Marc Ravalomanana”, hoy i Zafilahy Stanislas, omaly, tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2014
Politique.Jeneraly Camille Vital “Avelao hiasa io governemanta io dia ho hita eo”

Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny filohan’ny antoko Hiaraka Isika ny jeneraly Albert Camille Vital ka nilazany fa “aleo hiasa ankalalahana ny fitondrana vaovao io ary tokony hifanome tanana amin’izany ny rehetra”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2014
Politique.Magro Behoririka Tonga i Neny, ho avy i Dada

Raha misavorovoro ny toe-draharaha eny anivon’ny Antenimieram-pirenena, mifandramatra ny Mapar sy ny PMP dia miomana fatratra amin’ny fiverenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT