Politique

Boriborintany faha-6 Miara-miasa ireo depiote


  • Sabotsy 03 Mey 2014


 Nampifandray tendro ireo solombavambahoaka mirahavavy tsy mitovy firehana voafidy tao amin’ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra ny tsy fisian’ny fandriampahalemana eny ka niara-nivory tamin’ireo filoham-pokontany niaraka tamin’ny lehiben’ny distrika sy ny kaomiseran’ny polisy eny an-toerana izy mirahavavy (Raherisoa Vololona Victorine (Mapar) sy Rasoanoromalala Marie Horace (Ankolafy Ravalomanana). Niompana indrindra tamin’ny fananganana rafitra iombonana hiadiana amin’ity tsy fandriampahalemana ity moa ny dinika tamin’izany izay savaranonando ihany raha ny marina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT