Politique

Henry Rabary-Njaka Niaro an’i Jean Max Rakotomamonjy


  • Alarobia 07 Mey 2014


 Nijoro ho mpiaro ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy ny talen’ny kabinetran’ny Fiadidiana ny Repoblika, Rabary-Njaka Henry. Nahitsy ny teniny fa i Jean Max Rakotomamonjy no Filohan’ny Antenimieram-pirenena. Notsiahiviny fa solombavambahoaka miisa 111 no nifidy azy ary lany 100% izy. Malalaka ny depiote nifidy azy fa tsy nisy nanery, endriky ny demokrasia izany fa tsy arakaraka ny filazan’ny sasany fa didy jadona, hoy ity mpisolovava ity. Tonga niatrika ny fotoam-panokafana ny  fotoam-pivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza ny tenany omaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT