Politique

Didier Radert Voaporofo izao fa ilaina ny Movansy Ravalomanana


  • Talata 06 Mey 2014


 Izay vao tena ao anatin’ny ara-dalàna ny Antenimieram-pirenena, hoy Atoa Didier Radert, ka tsy tokony hiadian-kevitra ny fitarihana ny fivoriana ara-potoana voalohan’ity andrim-panjakana ity izay hanomboka anio. Nambaran’ity mpanao politika tanora ity fa raha nahay nifampiresaka sy nahay nisokatra tamin’ny hafa ny Mapar dia tsy tonga tamin’ny fialan-dRtoa Razanamahasoa izany, saingy ny ampihimamba nahazatra azy ireo ihany no mbola saika hataony kanefa efa tsy tetezamita intsony izao. Nanamarika ny tenany fa hiteraka fitoniana ary mizotra tsikelikely amin’ny fampodiana ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc ny zava-misy amin’izao fotoana, ary porofo fa tsy azo ailika fa olona ilaina sy azo hiaraha-miasa ny Movansy Ravalomanana matoa nahatafiditra olona roa ao anatin’ity birao maharitra ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT