• Talata 13 Mey 2014
Politique.Depiote Maro “Aoka izay ny fifanaratsiana, fa ny fampandrosoana no banjinina”

Nivoitra nandritra ny valandresaka nataon’ny solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrikan’Ambatondrazaka Marohajaniaina fa tokony hajanona amin’izay ny adihevitra rehetra tsy mitondra amin’ny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Mey 2014
Politique.Depiote Mara Niarisy AOTRA ny programa natolotr’i Kolo Roger

Fotoana efa natokana hitondran’ny praiminisitra fanazavana feno ny amin’ny politika ankapoben’ny fitondram-panjakana sy handraisany tolokevitra avy aminay solombavambahoaka ity fotoana androany (omaly) ity, hoy ny depiote Mara Niarisy avy any Ankazoabo Atsimo Toliara nefa dia navela nandeha mialoha izy noho ny tsangan-tanana natao fa hoe maika hanara-maso akaiky izany vono olona mitranga any Amboasary Atsimo izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Mey 2014
Politique.Depiote Rakotomanjato Rodin Minisitra faha-2 afaka manolotsaina ny praiminisitra izahay depiote

Anisan’ireo solombavambahoaka nanisy marika manokana ny fampiasan’ny praiminisitra ny teny frantsay tamin’ny fanazavana nataony mikasika ny politika ankapoben’ny fitondrampanjakana ankehitriny teny Tsimbazaza omaly ny depiote Rakotomanjato Rodin avy any Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Mey 2014
Politique.Magro Behoririka Miditra lalina amin’ny fiainan’ny Malagasy Ingahy Goldblatt

Miditra lalina amin’ny raharaham-pirenena Malagasy Ingahy Goldblatt hoy ny feo heno tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly zoma 9 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Mey 2014
Politique.Gadra politika, sesitany politika, haino aman-jery nakatona … Tsy nisy noraharahaina

Niteny ka niteny, nanazava ka nanazava. Nandany ora roa nifandaharana tamin’ireo mpanao gazety notsongaina manokana, niarovany tena i Hery Rajaonarimampianina, omaly, manoloana ny tsikera sy ny fanakianana ny fomba fiasa sy ny fanatanterahana ny fandaharanasany tao anatin’ny 100 andro voalohany nitantanany an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Mey 2014
Politique.Famerenana fifidianana depiote Nandroso ny datin’ny 4 jolay na 29 aogositra ny CENI-T

Nihaona teny Alarobia omaly tolakandro ny filohan'ny CENI-T Rtoa Atallah Beatrice nomban'ireo mpiara-miasa akaiky aminy an-kilany sy Atoa Reboza Cyrille minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin'ny andrimpanjakana an-daniny.

Hamaky ny tohiny
FTT