• Zoma 16 Mey 2014
Politique.Minisiteran’ny Mponina Miova andriana, miova sata

Very anjavona ankehitriny ny ezaka fikarakarana vahoaka nataon’ny minisitra Nadine Ramaroson tamin’ny fanatanterahana ilay tetikasa lehibe «Dina velirano sosialy» raha tarafina amin’ny zava-misy eo anivon’ny minisiteran’ny mponina amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Mey 2014
Politique.Ravelonanosy Mamy Tiana Mifameno ny asan’ny eny Tsimbazaza sy Magro

Mifameno tanteraka ny asa ataon’ireo solombavambahoaka avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana eny amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza sy ny hetsika atao eny amin’ny kianjan’i Magro Behoririka, hoy ny depiote Ravelonanosy Mamy Tiana filohan’ny vaomieran’ny fananan-tany eny anivon’ity rafitra mpanao lalàna ity fa samy mitolona ho an’ny fiverenan’ny prezidà Marc Ravalomanana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Mey 2014
Politique.Sazalahy Tsianihy Ny vahoaka no mila ny prezidà Ravalomanana mody

Elaela tsy tazana an-kianja ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita teo aloha Sazalahy Tsianihy avy any Toliara nefa tsy mitsahatra amin’ny tolona sy fanarahana ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Mey 2014
Politique.Antenimieram-pirenena Tombontsoa no mahamaika ireo depiote

Na dia efa nolanian’ny besinimaro aza ny ho tohin’ny fandaharam-potoan’ireo solombavambahoaka nanomboka ny talata teo mandra-pahatongan’ny talata 20 mey dia nikorontana ambony ambany izany noho ny laharam-pahamehana noheverin’ireo depiote fa tena mahamaika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Mey 2014
Politique.Depiote Mamod’Ali Hawel “Tsy izahay Mapar mihitsy no ho mpanohitra”

Mifamela izahay ao anatin’ny vondrona Mapar, hoy ny solombavambahoaka Mamod’Ali voafidy tany Menabe, satria ny raharaham-pirenena no banjinina ary efa lava loatra ny krizy ka mila fitoniana ny firenena mba tsy hanomezan’ny vahoaka tsiny anay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Mey 2014
Politique.Ankolafy Ravalomanana «Au grand complet» tetsy amin’ny Magro

Niavaka tokoa araka ny voalaza tamin’ny talata ny hetsika tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alarobia 14 mey amin’ny hoe : «hovelomina amin’ny ainga vaovao indray», fa dia nahatonga solontena tao avokoa ireo antoko mandrafitra ny ao anatin’ny Ankolafy Ravalomanana iray manontolo (MFM, Teza, AMF/3FM ary ny Zanak’i Dada sy ny TIM).

Hamaky ny tohiny
FTT