- Alakamisy 15 Mey 2014
Politique.Depiote Michel Ambalavato Asa tonga dia vavany avy hatrany
Vao roa volana monja no naha solombavambahoakan’Antsirabe voalohany an’i Jean François Michel Ambalavato. Taorian’ny fisantarany ny fivoriana ara-potoana voalohany taty Antananarivo dia asa tonga dia vavany avy hatrany no nataony ho an’ny tanànan’Antsirabe dia ny fanamboarana ny lalana mihazo an’Ambalavato ho any Androvakely iny.
Hamaky ny tohiny
