• Sabotsy 21 Jona 2014
Politique.Fampivondronana ny mpanohitra Mbola ezaka be

Ny mpanohitra miray saina sy miray hina no antoky ny fampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Politique.Fodian-dRavalomanana Tsy resaka pasipaoro izany

Manararaotra ny fahanginan’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny ireo sokajin’olona milaza fa ny fanagejana ny pasipaoron’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana no tsy ahafahany mody an-tanindrazana, hoy ny minisitra Razafitrimo Lala Arisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Politique.Vakinankaratra Hametraka ny olony ny HVM ?

Hifandrotehana ankehitriny ny fitarihana ny HVM Vakinankaratra hatramin’ny nitsanganan’ity Antokon’ny mpitondra vaovao ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Politique.Fampandrosoana ny fanatanjahantena Depiote iray hotoloran’ny ministera birao sy fiara hiasany

Nambaran’ny minisitra Andriamosarisoa Annicet ampahibemaso tao anatin’ny fivoriana azon’ny besinimaro natrehana teny Tsimbazaza omaly nandritra ny fandaniana ilay volavolan-dalàna lah.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jona 2014
Politique.Minisitra Ahmad Vonona hamerina ny lazan’i Mahajanga

Naneho ny fahavononany hampandroso an’i Mahajanga sy ny Faritra Boeny fiaviany, ny minisitry ny jono sy ny harena an-dranomasina Ahmad.

Hamaky ny tohiny
FTT